Asan’ny Apostoly 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa hahazo hery+ kosa ianareo rehefa tonga aminareo ny fanahy* masina, ka ho vavolombeloko+ any Jerosalema+ sy eran’i Jodia sy Samaria+ ary any amin’ny faritra lavitra indrindra amin’ny tany+ ianareo.” Romanina 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Manontany anefa aho hoe: Sao tsy nahare izy ireo? Raha ny marina, dia “efa nivoaka eran-tany ny feony,+ ary efa tonga hatrany amin’ny faran’ny tany onenana ny teny lazainy.”+ Romanina 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ianareo hafa firenena indray izao no iresahako. Koa satria apostoly+ ho an’ny hafa firenena+ tokoa aho, dia mankalaza+ ny fanompoako,+ Apokalypsy 14:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hitako fa nisy anjely hafa iray nanidina teny afovoan’ny lanitra.+ Nanana vaovao tsara+ mandrakizay izy, dia vaovao mahafaly hotorina amin’ny mponin’ny tany sy amin’ny firenena sy foko sy olona samy hafa fiteny ary vahoaka rehetra.+
8 Fa hahazo hery+ kosa ianareo rehefa tonga aminareo ny fanahy* masina, ka ho vavolombeloko+ any Jerosalema+ sy eran’i Jodia sy Samaria+ ary any amin’ny faritra lavitra indrindra amin’ny tany+ ianareo.”
18 Manontany anefa aho hoe: Sao tsy nahare izy ireo? Raha ny marina, dia “efa nivoaka eran-tany ny feony,+ ary efa tonga hatrany amin’ny faran’ny tany onenana ny teny lazainy.”+
13 Ianareo hafa firenena indray izao no iresahako. Koa satria apostoly+ ho an’ny hafa firenena+ tokoa aho, dia mankalaza+ ny fanompoako,+
6 Ary hitako fa nisy anjely hafa iray nanidina teny afovoan’ny lanitra.+ Nanana vaovao tsara+ mandrakizay izy, dia vaovao mahafaly hotorina amin’ny mponin’ny tany sy amin’ny firenena sy foko sy olona samy hafa fiteny ary vahoaka rehetra.+