FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 5:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa izay mandika+ ny iray amin’ireo didy kely indrindra ireo ka mampianatra ny olona hanao toy izany koa, dia tsy mendrika hiditra* ao amin’ny fanjakan’ny lanitra.+ Fa izay mitandrina sy mampianatra+ ireo didy ireo kosa no mendrika+ hiditra* ao amin’ny fanjakan’ny lanitra.

  • Asan’ny Apostoly 20:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary tamin’izany dia tsy niahotra aho nilaza taminareo izay rehetra nahasoa, sy nampianatra+ anareo ampahibemaso sy isan-trano.+

  • 2 Timoty 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary izay renao tamiko sady nohamafisin’ny vavolombelona maro,+ dia atolory an’ireo lehilahy mendri-pitokisana, izay hahay hampianatra ny hafa+ kosa avy eo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara