1 Tantara 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Josafata niteraka an’i Jorama;+ Jorama niteraka an’i Ahazia;+ Ahazia niteraka an’i Joasy;+ 2 Tantara 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Josafata,+ ka nalevina any amin’ny razany+ tao amin’ny Tanànan’i Davida. Ary i Jorama+ zanany no nanjaka nandimby azy.
21 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Josafata,+ ka nalevina any amin’ny razany+ tao amin’ny Tanànan’i Davida. Ary i Jorama+ zanany no nanjaka nandimby azy.