2 Tantara 33:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Manase,+ ka nalevina+ tany amin’izay nisy ny tranony. Ary i Amona+ zanany no nanjaka nandimby azy.
20 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Manase,+ ka nalevina+ tany amin’izay nisy ny tranony. Ary i Amona+ zanany no nanjaka nandimby azy.