2 Mpanjaka 21:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Novonoin’ny vahoaka anefa izay rehetra niray tetika+ namono an’i Amona Mpanjaka, ary i Josia+ zanany no nataon’izy ireo mpanjaka nandimby azy. 1 Tantara 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Manase niteraka an’i Amona;+ ary i Amona niteraka an’i Josia.+
24 Novonoin’ny vahoaka anefa izay rehetra niray tetika+ namono an’i Amona Mpanjaka, ary i Josia+ zanany no nataon’izy ireo mpanjaka nandimby azy.