FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 13:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 ka misy mifaritra maitso somary mavo, na somary mena, eo amin’ilay akanjo na ilay hoditra na ilay tenany na ilay fahany na izay zavatra vita amin’ny hoditra, dia habokana izany, ka tsy maintsy aseho amin’ny mpisorona.

  • Levitikosy 14:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Izao no ho lalàna momba ny boka,+ amin’ny andro anekena azy ho madio, rehefa hoentina any amin’ny mpisorona izy:+

  • Lioka 17:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary raha vao nahita azy ireo izy, dia nanao hoe: “Mandehana miseho any amin’ny mpisorona.”+ Dia lasa ireo, ka nadio+ raha mbola teny an-dalana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara