FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary ny zanakalahin’i Pedaia dia i Zerobabela+ sy Simey. Ary ny zanakalahin’i Zerobabela dia i Mesolama sy Hanania, ary i Selomita no anabavin’izy ireo.

  • Ezra 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nitsangana i Jesoa+ zanak’i Jozadaka, sy ireo rahalahiny mpisorona, ary i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela,+ sy ireo rahalahiny, ka nanorina ny alitaran’ilay Andriamanitry ny Israely mba hanolorana sorona dorana, araka izay voasoratra+ ao amin’ny lalàn’i Mosesy, lehilahin’Andriamanitra.

  • Nehemia 12:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ireto avy ny mpisorona sy Levita niara-niakatra tamin’i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela,+ sy niaraka tamin’i Jesoa:+ Seraia, Jeremia, Ezra,

  • Lioka 3:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Joda zanak’i Joanana,

      Joanana zanak’i Resa,

      Resa zanak’i Zerobabela,+

      Zerobabela zanak’i Sealtiela,+

      Sealtiela zanak’i Nery,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara