Asan’ny Apostoly 10:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Raha vao lasa ilay anjely niresaka taminy, dia niantso roa lahy tamin’ireo mpiasa tao an-tranony izy, ary koa miaramila mpivavaka be iray, izay samy anisan’ireo mpikarakara azy isan’andro.+
7 Raha vao lasa ilay anjely niresaka taminy, dia niantso roa lahy tamin’ireo mpiasa tao an-tranony izy, ary koa miaramila mpivavaka be iray, izay samy anisan’ireo mpikarakara azy isan’andro.+