Matio 25:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary roahy any amin’ny haizina any ivelany io mpanompo tsy misy ilana azy io. Any izy no hitomany sy hitoloko.’+
30 Ary roahy any amin’ny haizina any ivelany io mpanompo tsy misy ilana azy io. Any izy no hitomany sy hitoloko.’+