13 Hoy ny mpanjaka tamin’ny mpanompony: ‘Afatory ny tanany sy ny tongony ka atsipazo ho any amin’ny haizina any ivelany izy. Any izy no hitomany sy hitoloko.’+
28 Any ianareo no hitomany sy hitoloko,+ rehefa hahita an’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba mbamin’ny mpaminany rehetra ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra,+ fa ianareo kosa voaroaka eny ivelany.