Matio 13:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Tsy io ve ilay zanaky ny mpandrafitra?+ Tsy Maria ve no anaran-dreniny, ary tsy i Jakoba sy Josefa sy Simona ary Jodasy ve no rahalahiny? Marka 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy io ve ilay mpandrafitra+ zanak’i Maria+ sady rahalahin’i Jakoba+ sy Josefa sy Jodasy ary Simona?+ Ary tsy etỳ amintsika ve ireo anabaviny?” Koa tafintohina noho ny aminy izy ireo.+
55 Tsy io ve ilay zanaky ny mpandrafitra?+ Tsy Maria ve no anaran-dreniny, ary tsy i Jakoba sy Josefa sy Simona ary Jodasy ve no rahalahiny?
3 Tsy io ve ilay mpandrafitra+ zanak’i Maria+ sady rahalahin’i Jakoba+ sy Josefa sy Jodasy ary Simona?+ Ary tsy etỳ amintsika ve ireo anabaviny?” Koa tafintohina noho ny aminy izy ireo.+