58 Fa hoy i Jesosy taminy: “Ny amboadia manan-davaka hisitrihana, ary ny voro-manidina manam-pialofana, fa ny Zanak’olona kosa tsy mba manana izay hametrahany ny lohany.”+
9 Fa fantatrareo ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’i Jesosy Kristy Tompontsika, fa na dia nanan-karena aza izy, dia tonga nahantra noho ny aminareo,+ mba hampanan-karena+ anareo ny fahantrany.