Marka 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 hoe: “Misy zavatra iombonanay aminao angaha moa, ry Jesosy avy any Nazareta?+ Tonga mba handringana anay ve ianao? Fantatro+ tsara ange fa ianao Ilay Masin’Andriamanitra+ e!”+ Jakoba 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mino ve ianao fa misy Andriamanitra tokana?+ Tena tsara izany. Ny demonia koa anefa mba mino ka mangovitra.+
24 hoe: “Misy zavatra iombonanay aminao angaha moa, ry Jesosy avy any Nazareta?+ Tonga mba handringana anay ve ianao? Fantatro+ tsara ange fa ianao Ilay Masin’Andriamanitra+ e!”+
19 Mino ve ianao fa misy Andriamanitra tokana?+ Tena tsara izany. Ny demonia koa anefa mba mino ka mangovitra.+