Joda 6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary ireo anjely izay tsy nitana ny toerany tany am-boalohany, fa nandao ny fonenana sahaza azy,+ dia notehirizin’Andriamanitra sy nofatorany+ mandrakizay ao amin’ny haizim-be, ho amin’ny fitsarana amin’ilay andro lehibe.+
6 Ary ireo anjely izay tsy nitana ny toerany tany am-boalohany, fa nandao ny fonenana sahaza azy,+ dia notehirizin’Andriamanitra sy nofatorany+ mandrakizay ao amin’ny haizim-be, ho amin’ny fitsarana amin’ilay andro lehibe.+