Zakaria 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza mamorona teti-dratsy ao am-ponareo hamelezana ny namanareo,+ ary aza tia mianiana lainga,+ satria samy halako ireo zavatra ireo’,+ hoy i Jehovah.” Jaona 2:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 ary satria koa tsy nila na iza na iza hilaza aminy momba ny olona izy, fa ny tenany ihany dia efa nahalala izay tao am-pon’ny olona.+
17 Aza mamorona teti-dratsy ao am-ponareo hamelezana ny namanareo,+ ary aza tia mianiana lainga,+ satria samy halako ireo zavatra ireo’,+ hoy i Jehovah.”
25 ary satria koa tsy nila na iza na iza hilaza aminy momba ny olona izy, fa ny tenany ihany dia efa nahalala izay tao am-pon’ny olona.+