FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 12:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary nentin’ny olona teo aminy ny lehilahy iray nisy demonia. Sady jamba no moana ralehilahy, ka nositraniny, dia niteny sy nahita.

  • Lioka 11:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary namoaka demonia nahatonga lehilahy iray ho moana+ izy, taoriana kelin’izay. Koa afa-niteny ilay lehilahy moana rehefa nivoaka ilay demonia, ka gaga ny vahoaka.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara