Matio 12:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Hoy ny Fariseo nony nandre izany: “Tsy misy amoahan’ilehio demonia, afa-tsy amin’ny alalan’i Belzeboba, lehiben’ny demonia.”+ Marka 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nilaza koa ny mpanora-dalàna izay nidina avy any Jerosalema hoe: “I Belzeboba no ao aminy, ary amin’ny alalan’ny lehiben’ny demonia no amoahany demonia.”+ Lioka 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa hoy ny sasany: “Mamoaka demonia amin’ny alalan’i Belzeboba lehiben’ny demonia+ izy.”
24 Hoy ny Fariseo nony nandre izany: “Tsy misy amoahan’ilehio demonia, afa-tsy amin’ny alalan’i Belzeboba, lehiben’ny demonia.”+
22 Nilaza koa ny mpanora-dalàna izay nidina avy any Jerosalema hoe: “I Belzeboba no ao aminy, ary amin’ny alalan’ny lehiben’ny demonia no amoahany demonia.”+