Lioka 10:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia hoy izy tamin’ireo: “Be tokoa ny vokatra,+ fa ny mpiasa+ no vitsy. Koa iangavio+ ny Tompon’ny vokatra mba haniraka mpiasa+ hijinja ny vokatra. Jaona 4:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Tsy voalazanareo ve fa mbola misy efa-bolana vao ho tonga ny fijinjana? Izaho kosa milaza aminareo hoe: Atopazo ny masonareo ka jereo ny saha, fa efa masaka hojinjaina ny vokatra.+ Efa
2 Dia hoy izy tamin’ireo: “Be tokoa ny vokatra,+ fa ny mpiasa+ no vitsy. Koa iangavio+ ny Tompon’ny vokatra mba haniraka mpiasa+ hijinja ny vokatra.
35 Tsy voalazanareo ve fa mbola misy efa-bolana vao ho tonga ny fijinjana? Izaho kosa milaza aminareo hoe: Atopazo ny masonareo ka jereo ny saha, fa efa masaka hojinjaina ny vokatra.+ Efa