Matio 13:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 ary ny fahavalo namafy izany dia ny Devoly.+ Ny fotoam-pijinjana+ dia ny fifaranan’ny rafitr’ity tontolo ity,+ ary ny mpijinja dia anjely. Romanina 10:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary hataony ahoana no fitory raha tsy nirahina?+ Araka ny voasoratra hoe: “Tsara tarehy erỳ ny tongotr’ireo mitory ny vaovao tsara momba ny zava-tsoa!”+
39 ary ny fahavalo namafy izany dia ny Devoly.+ Ny fotoam-pijinjana+ dia ny fifaranan’ny rafitr’ity tontolo ity,+ ary ny mpijinja dia anjely.
15 Ary hataony ahoana no fitory raha tsy nirahina?+ Araka ny voasoratra hoe: “Tsara tarehy erỳ ny tongotr’ireo mitory ny vaovao tsara momba ny zava-tsoa!”+