Asan’ny Apostoly 5:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Dia nanaiky ny tenin’i Gamaliela ireo ka nampiantso ny apostoly, ary nikapoka+ sy nandrara azy tsy hiteny tamin’ny anaran’i Jesosy intsony,+ dia namela azy handeha. 2 Korintianina 11:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Indimy aho no nokapohin’ny+ Jiosy inefapolo latsaka iray avy,
40 Dia nanaiky ny tenin’i Gamaliela ireo ka nampiantso ny apostoly, ary nikapoka+ sy nandrara azy tsy hiteny tamin’ny anaran’i Jesosy intsony,+ dia namela azy handeha.