Deoteronomia 31:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Aoka halaina ity boky misy ny lalàna+ ity, ka apetraho eo anilan’ilay Vata+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah Andriamanitrareo, ary aoka izy io ho vavolombelona eo hiampanga anareo.+ Matio 24:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary hotorina maneran-tany ity vaovao tsaran’ilay+ fanjakana+ ity, ho vavolombelona amin’ny firenena rehetra,+ vao ho tonga ny farany.+ Asan’ny Apostoly 4:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Raha izahay kosa, dia tsy azonay atao ny tsy hiteny intsony momba izay efa hitanay sy renay.”+
26 “Aoka halaina ity boky misy ny lalàna+ ity, ka apetraho eo anilan’ilay Vata+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah Andriamanitrareo, ary aoka izy io ho vavolombelona eo hiampanga anareo.+
14 Ary hotorina maneran-tany ity vaovao tsaran’ilay+ fanjakana+ ity, ho vavolombelona amin’ny firenena rehetra,+ vao ho tonga ny farany.+