Genesisy 29:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary mbola bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Hidera an’i Jehovah aho amin’ity indray mandeha ity.” Koa nataony hoe Joda+ ny anarany. Taorian’izay, dia nitsahatra tsy niteraka izy.
35 Ary mbola bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Hidera an’i Jehovah aho amin’ity indray mandeha ity.” Koa nataony hoe Joda+ ny anarany. Taorian’izay, dia nitsahatra tsy niteraka izy.