Lioka 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa niteraka ny zanany lahimatoa+ izy, ary nofeheziny lamba ilay zaza, ka nampandriny tao amin’ny fihinanam-bilona,+ satria tsy nisy toerana ho azy ireo intsony tany amin’ny efitranom-bahiny.
7 Koa niteraka ny zanany lahimatoa+ izy, ary nofeheziny lamba ilay zaza, ka nampandriny tao amin’ny fihinanam-bilona,+ satria tsy nisy toerana ho azy ireo intsony tany amin’ny efitranom-bahiny.