FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 24:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Dia haka lafarinina tsara toto ianao, mba hanaovana mofo boribory roa ambin’ny folo, ka hataonao ao anaty lafaoro. Lafarinina roa ampahafolon’ny efaha no hanaovana ny mofo iray.

  • Levitikosy 24:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary ho an’i Arona sy ny zanany lahy izany,+ ka hohanin’izy ireo ao amin’ny toerana masina,+ satria zavatra masina indrindra ho an’ny mpisorona, avy amin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah. Ho fitsipika mandritra ny fotoana tsy voafetra izany.”

  • Marka 2:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Fa niditra tao an-tranon’Andriamanitra izy, araka ny fitantarana momba an’i Abiatara+ lehiben’ny mpisorona, ka nihinana ny mofo atolotra,+ izay tsy azon’iza+ na iza hanina afa-tsy ny mpisorona ihany. Ary nomeny koa izay niaraka taminy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara