FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 29:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ary mba hanamasinana an’i Arona sy ny zanany, dia hohaniny ireo zavatra nampiasaina tamin’ny fandrakofam-pahotana sy nanomezam-pahefana azy ho mpisorona.+ Tsy mahazo mihinana izany ny olona tsy nahazo alalana, satria zava-masina izany.+

  • Lioka 6:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa niditra tao an-tranon’Andriamanitra izy ary nomena azy ny mofo atolotra,+ ka nihinana izany izy ary nomeny koa ireo lehilahy niaraka taminy. Tsy misy mahazo mihinana izany anefa, afa-tsy ny mpisorona ihany.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara