Hosea 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hatsaram-panahy feno fitiavana mantsy no sitrako+ fa tsy sorona,+ ary fahalalana an’Andriamanitra fa tsy fanatitra dorana manontolo.+ Mika 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Inona no hoentiko manatona+ an’i Jehovah, sy miankohoka eo anatrehan’Andriamanitra izay any amin’ny avo?+ Hitondra fanatitra dorana manontolo ve aho rehefa manatona azy?+ Sa hitondra zanak’omby vao herintaona? Matio 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mandehana àry, ka ianaro ny dikan’ny hoe: ‘Famindram-po no sitrako, fa tsy sorona.’+ Fa tsy tonga hiantso ny marina aho, fa ny mpanota.”
6 Hatsaram-panahy feno fitiavana mantsy no sitrako+ fa tsy sorona,+ ary fahalalana an’Andriamanitra fa tsy fanatitra dorana manontolo.+
6 Inona no hoentiko manatona+ an’i Jehovah, sy miankohoka eo anatrehan’Andriamanitra izay any amin’ny avo?+ Hitondra fanatitra dorana manontolo ve aho rehefa manatona azy?+ Sa hitondra zanak’omby vao herintaona?
13 Mandehana àry, ka ianaro ny dikan’ny hoe: ‘Famindram-po no sitrako, fa tsy sorona.’+ Fa tsy tonga hiantso ny marina aho, fa ny mpanota.”