Matio 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Injay koa nisy feo+ avy any an-danitra nanao hoe: “Io no Zanako+ malalako,+ izay sitrako.”+ Matio 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raha mbola niteny izy, dia nisy rahona namirapiratra nanaloka azy ireo. Ary injay nisy feo avy tao amin’ilay rahona nanao hoe: “Io no Zanako malalako izay sitrako.+ Henoy izy.”+
5 Raha mbola niteny izy, dia nisy rahona namirapiratra nanaloka azy ireo. Ary injay nisy feo avy tao amin’ilay rahona nanao hoe: “Io no Zanako malalako izay sitrako.+ Henoy izy.”+