Genesisy 49:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny tehim-panjakana tsy hiala amin’i Joda,+ ary ny tehim-pahefana tsy hiala eo anelanelan’ny tongony, mandra-pahatongan’i Silo.+ Ary hankatò an’i Silo ireo firenena.+ Matio 27:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Napetany terỳ ambonin’ny lohany koa ny soratra milaza ny fiampangana azy hoe: “Ity no Jesosy Mpanjakan’ny Jiosy.”+
10 Ny tehim-panjakana tsy hiala amin’i Joda,+ ary ny tehim-pahefana tsy hiala eo anelanelan’ny tongony, mandra-pahatongan’i Silo.+ Ary hankatò an’i Silo ireo firenena.+
37 Napetany terỳ ambonin’ny lohany koa ny soratra milaza ny fiampangana azy hoe: “Ity no Jesosy Mpanjakan’ny Jiosy.”+