Jaona 7:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Na izany aza, dia nino azy ny ankamaroan’ny vahoaka,+ ka hoy ireo: “Rehefa tonga i Kristy, hanao famantarana+ maro noho ny vitan’ity lehilahy ity ve izy?”
31 Na izany aza, dia nino azy ny ankamaroan’ny vahoaka,+ ka hoy ireo: “Rehefa tonga i Kristy, hanao famantarana+ maro noho ny vitan’ity lehilahy ity ve izy?”