Marka 3:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Fa na iza na iza kosa manevateva ny fanahy masina, dia tsy hahazo famelan-keloka mihitsy na rahoviana na rahoviana, fa meloka noho ny ota mandrakizay izy.”+ Lioka 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hahazo famelan-keloka izay manao teny manohitra ny Zanak’olona, fa tsy hahazo famelan-keloka kosa izay manevateva ny fanahy masina.+ Hebreo 10:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa raha minia+ manota isika rehefa avy nahalala marina tsara ny fahamarinana,+ dia tsy misy sorona noho ny ota intsony,+
29 Fa na iza na iza kosa manevateva ny fanahy masina, dia tsy hahazo famelan-keloka mihitsy na rahoviana na rahoviana, fa meloka noho ny ota mandrakizay izy.”+
10 Hahazo famelan-keloka izay manao teny manohitra ny Zanak’olona, fa tsy hahazo famelan-keloka kosa izay manevateva ny fanahy masina.+
26 Fa raha minia+ manota isika rehefa avy nahalala marina tsara ny fahamarinana,+ dia tsy misy sorona noho ny ota intsony,+