Matio 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Toy izany koa fa ny hazo tsara rehetra dia mamoa voa tsara, ary ny hazo ratsy rehetra kosa mamoa voa ratsy.+ Lioka 6:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 “Tsy misy hazo tsara mamoa voa ratsy, ary tsy misy koa hazo ratsy mamoa voa tsara.+
17 Toy izany koa fa ny hazo tsara rehetra dia mamoa voa tsara, ary ny hazo ratsy rehetra kosa mamoa voa ratsy.+