Matio 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nanatona azy ny Fariseo+ sy ny Sadoseo, ka nangataka azy hampiseho aminy famantarana avy any an-danitra, mba hamandrihana azy.+ Marka 8:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nivoaka ny Fariseo ka nanomboka niady hevitra taminy, eny, nitady famantarana avy any an-danitra ireo mba hitsapana azy.+ Jaona 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa namaly kosa ny Jiosy, ka nanao hoe: “Inona àry no famantarana+ hasehonao anay mba hanaporofoanao fa manana fahefana hanao izao ianao?” 1 Korintianina 1:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa ny Jiosy mangataka famantarana,+ ary ny Grika mitady fahendrena,+
16 Ary nanatona azy ny Fariseo+ sy ny Sadoseo, ka nangataka azy hampiseho aminy famantarana avy any an-danitra, mba hamandrihana azy.+
11 Ary nivoaka ny Fariseo ka nanomboka niady hevitra taminy, eny, nitady famantarana avy any an-danitra ireo mba hitsapana azy.+
18 Fa namaly kosa ny Jiosy, ka nanao hoe: “Inona àry no famantarana+ hasehonao anay mba hanaporofoanao fa manana fahefana hanao izao ianao?”