Lioka 11:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary nihamaro ny vahoaka nitangorona, ka nanomboka niteny izy hoe: “Taranaka ratsy fanahy ity taranaka ity. Mitady famantarana+ izy, nefa tsy hisy famantarana homena azy afa-tsy ilay famantarana ny amin’i Jona.+
29 Ary nihamaro ny vahoaka nitangorona, ka nanomboka niteny izy hoe: “Taranaka ratsy fanahy ity taranaka ity. Mitady famantarana+ izy, nefa tsy hisy famantarana homena azy afa-tsy ilay famantarana ny amin’i Jona.+