Matio 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “Ohariko amin’inona ity taranaka ity?+ Toy ny ankizy mipetraka eny an-tsena sady miantsoantso an’ireo mpiara-milalao aminy,+ Matio 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Lazaiko aminareo anefa fa misy lehibe noho ny tempoly+ eto. Lioka 11:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Hiaraka hatsangana amin’ity taranaka ity mandritra ny fitsarana ny mpanjakavavin’ny+ atsimo ka hanameloka azy, satria avy any amin’ny faran’ny tany izy no tonga mba hihaino ny fahendren’i Solomona. Misy lehibe noho+ i Solomona anefa eto.
16 “Ohariko amin’inona ity taranaka ity?+ Toy ny ankizy mipetraka eny an-tsena sady miantsoantso an’ireo mpiara-milalao aminy,+
31 Hiaraka hatsangana amin’ity taranaka ity mandritra ny fitsarana ny mpanjakavavin’ny+ atsimo ka hanameloka azy, satria avy any amin’ny faran’ny tany izy no tonga mba hihaino ny fahendren’i Solomona. Misy lehibe noho+ i Solomona anefa eto.