Marka 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nampianatra teo amoron-dranomasina+ indray izy. Ary nisy vahoaka be niangona teo akaikiny, ka niakatra tao an-tsambokely izy dia nipetraka ary nihataka kely ny morony, fa ny vahoaka rehetra kosa teo amoron-dranomasina.+
4 Nampianatra teo amoron-dranomasina+ indray izy. Ary nisy vahoaka be niangona teo akaikiny, ka niakatra tao an-tsambokely izy dia nipetraka ary nihataka kely ny morony, fa ny vahoaka rehetra kosa teo amoron-dranomasina.+