FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 13:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Rehefa misy mandre ny teny momba ilay fanjakana nefa tsy mahazo ny heviny, dia tonga ilay ratsy+ ka manala izay nafafy tao am-pony. Izany ilay nafafy teny amoron-dalana.

  • Marka 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary rehefa namafy izy, dia latsaka teny amoron-dalana ny voa sasany, ka lanin’ny vorona tonga teo.+

  • Lioka 8:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Nisy mpamafy nivoaka mba hamafy ny voany. Ary rehefa namafy izy, dia latsaka teo amoron-dalana ny voa sasany, ka voahitsakitsaka sady lanin’ny voro-manidina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara