FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 78:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Hilaza oha-teny aho,+

      Ary ny vavako hiboiboika teny saro-pantarina hatry ny ela,+

  • Romanina 16:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Afaka mahatonga anareo ho mafy orina Andriamanitra,+ araka ny vaovao tsara toriko sy ny fitoriana momba an’i Jesosy Kristy, izay mifanaraka amin’ny fampiharihariana an’ilay zava-miafina masina+ tsy naharihary mihitsy hatramin’ny ela be.

  • 1 Korintianina 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Fa isika miresaka momba ny fahendren’Andriamanitra ao amin’ny zava-miafina masina,+ dia ilay fahendrena nafenina, izay efa nomanin’Andriamanitra mialoha, talohan’ny niorenan’ireo rafitra+ nisy teto amin’ity tontolo ity, mba hahazoantsika voninahitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara