Matio 2:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ren’i Josefa anefa fa i Arkelaosy no mpanjakan’i Jodia nandimby an’i Heroda rainy, ka natahotra ny ho any izy. Nampitandreman’Andriamanitra tao amin’ny nofy+ koa i Josefa, ka nankany amin’ny faritr’i Galilia.+
22 Ren’i Josefa anefa fa i Arkelaosy no mpanjakan’i Jodia nandimby an’i Heroda rainy, ka natahotra ny ho any izy. Nampitandreman’Andriamanitra tao amin’ny nofy+ koa i Josefa, ka nankany amin’ny faritr’i Galilia.+