Ohabolana 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 raha tsy mitsahatra mitady azy toy ny fitady volafotsy ianao,+ ary tsy mitsahatra mikaroka azy toy ny fikaroka harena miafina,+ Ohabolana 8:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Eto amiko ny harena sy ny voninahitra,+ sy ny lova sarobidy ary ny fahamarinana.+
4 raha tsy mitsahatra mitady azy toy ny fitady volafotsy ianao,+ ary tsy mitsahatra mikaroka azy toy ny fikaroka harena miafina,+