Matio 22:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia lasa nankeny an-dalana ireo mpanompo ireo ka nanangona izay rehetra hitany, na ratsy fanahy na tsara fanahy.+ Ary feno olona nandry ilika+ hisakafo ilay efitra fanaovana fampakaram-bady.
10 Dia lasa nankeny an-dalana ireo mpanompo ireo ka nanangona izay rehetra hitany, na ratsy fanahy na tsara fanahy.+ Ary feno olona nandry ilika+ hisakafo ilay efitra fanaovana fampakaram-bady.