Matio 25:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Dia hangonina eo anatrehany ny firenena rehetra.+ Ary hanavaka+ ny olona izy,+ toy ny mpiandry ondry manavaka ny ondry amin’ny osy.
32 Dia hangonina eo anatrehany ny firenena rehetra.+ Ary hanavaka+ ny olona izy,+ toy ny mpiandry ondry manavaka ny ondry amin’ny osy.