FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nony ren’i Jesosy fa nosamborina i Jaona,+ dia lasa nankany Galilia izy.+

  • Marka 6:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 I Heroda mantsy efa naniraka olona hisambotra an’i Jaona sy hamatotra azy tao am-ponja, noho ny amin’i Herodiasy vadin’i Filipo rahalahiny. Efa nalainy ho vadiny mantsy ravehivavy.+

  • Lioka 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa nanarin’i Jaona kosa i Heroda lehibem-paritra, noho izy naka an’i Herodiasy vadin-drahalahiny, sy noho ny zava-dratsy rehetra nataony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara