Marka 6:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Koa nivoaka razazavavy ka nilaza tamin-dreniny hoe: “Inona no tokony hangatahiko?” Dia hoy ny reniny: “Ny lohan’i Jaona Mpanao Batisa.”+
24 Koa nivoaka razazavavy ka nilaza tamin-dreniny hoe: “Inona no tokony hangatahiko?” Dia hoy ny reniny: “Ny lohan’i Jaona Mpanao Batisa.”+