Matio 17:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Lazaiko aminareo anefa fa efa tonga i Elia, nefa tsy fantatry ny olona ka nataony taminy izay tiany hanaovana azy. Voatendry hijaly eo an-tanan’izy ireo toy izany koa ny Zanak’olona.”+ Marka 6:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary nentiny teo am-bilia izany, ka nomeny an-drazazavavy, ary razazavavy kosa nanome izany an-dreniny.+
12 Lazaiko aminareo anefa fa efa tonga i Elia, nefa tsy fantatry ny olona ka nataony taminy izay tiany hanaovana azy. Voatendry hijaly eo an-tanan’izy ireo toy izany koa ny Zanak’olona.”+
28 Ary nentiny teo am-bilia izany, ka nomeny an-drazazavavy, ary razazavavy kosa nanome izany an-dreniny.+