Jeremia 31:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Misy feo re any Rama,+ dia fitomaniana sy fidradradradrana.+ Mitomany an’ireo zanany+ mantsy i Rahely,+ ary tsy mety hampiononina izy,+ satria tsy eo intsony ireny.’”+ Jeremia 31:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Izao no nolazain’i Jehovah: “‘Aza midradradradra intsony ary aza mandrotsaka ranomaso,+ fa hovalian-tsoa izay nataonao’, hoy i Jehovah, ‘ka hiverina avy any amin’ny tanin’ny fahavalo tokoa ireny.’+
15 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Misy feo re any Rama,+ dia fitomaniana sy fidradradradrana.+ Mitomany an’ireo zanany+ mantsy i Rahely,+ ary tsy mety hampiononina izy,+ satria tsy eo intsony ireny.’”+
16 Izao no nolazain’i Jehovah: “‘Aza midradradradra intsony ary aza mandrotsaka ranomaso,+ fa hovalian-tsoa izay nataonao’, hoy i Jehovah, ‘ka hiverina avy any amin’ny tanin’ny fahavalo tokoa ireny.’+