2 Mpanjaka 4:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Dia narosony teo anoloan’izy ireo izany, ka nihinana ireo ary nisy sisa tsy lany, araka ny tenin’i Jehovah.+ Marka 8:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa nihinana ny olona ka voky, ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno sobika fito.+ Lioka 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa nihinana ny rehetra ka voky. Ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno harona roa ambin’ny folo.+ Jaona 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rehefa voky ny olona,+ dia hoy izy tamin’ny mpianany: “Angony ny sombintsombiny sisa tsy lany mba tsy hisy ho verivery fotsiny.”
44 Dia narosony teo anoloan’izy ireo izany, ka nihinana ireo ary nisy sisa tsy lany, araka ny tenin’i Jehovah.+
8 Koa nihinana ny olona ka voky, ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno sobika fito.+
17 Koa nihinana ny rehetra ka voky. Ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno harona roa ambin’ny folo.+
12 Rehefa voky ny olona,+ dia hoy izy tamin’ny mpianany: “Angony ny sombintsombiny sisa tsy lany mba tsy hisy ho verivery fotsiny.”