Marka 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary nony niala teo amin’ny vahoaka izy ka niditra tao amin’ny trano iray, dia nanontany azy momba ilay fanoharana ny mpianany.+
17 Ary nony niala teo amin’ny vahoaka izy ka niditra tao amin’ny trano iray, dia nanontany azy momba ilay fanoharana ny mpianany.+