Salamo 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa tsy misy azo itokisana izay lazain’ny vavany,+Ary fampahoriana no ao am-pony.*+Fasana misokatra ny tendany,+Ary fitaka no eo amin’ny lelany.+ Marka 7:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hoy koa izy: “Izay mivoaka avy amin’ny olona no mandoto azy.+ Romanina 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Fasana misokatra ny tendany, ary ny lelany no amitahany.”+ “Poizin’ny bibilava no ao ambadiky ny molony.”+
9 Fa tsy misy azo itokisana izay lazain’ny vavany,+Ary fampahoriana no ao am-pony.*+Fasana misokatra ny tendany,+Ary fitaka no eo amin’ny lelany.+
13 “Fasana misokatra ny tendany, ary ny lelany no amitahany.”+ “Poizin’ny bibilava no ao ambadiky ny molony.”+