FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 8:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary nandre hanitra mampitony+ i Jehovah, ka hoy i Jehovah anakampo:+ “Tsy hanozona ny tany+ intsony aho noho ny amin’ny olona, satria zava-dratsy foana no irin’ny fony,+ efa hatramin’ny fahazazany.+ Koa tsy horinganiko intsony tahaka izay efa nataoko ny zavamananaina rehetra.+

  • Deoteronomia 15:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa tandremo sao mitsiry ao am-ponao ny hevi-dratsy+ hoe: ‘Efa akaiky ny taona fahafito, taom-panafahana.’+ Dia hanjary ho kahihitra ianao rehefa mijery ny rahalahinao mahantra,+ ka tsy hanome azy na inona na inona. Ary hitaraina amin’i Jehovah momba anao izy,+ ka ho fahotana ho anao izany.+

  • Ohabolana 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Hevi-dratsy no ao am-pony.+ Mikendry ny hanao ratsy foana izy,+ ary manao izay hampisy fifandirana.+

  • Jeremia 17:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 “Mamitaka mihoatra noho ny zava-drehetra ny fo, sady sarotra fehezina.+ Iza no mahalala ny aminy?

  • Romanina 1:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Koa satria tsy sitrak’izy ireo ny hahalala marina tsara+ an’Andriamanitra, dia navelan’Andriamanitra hanana toe-tsaina tsy ankasitrahany+ izy ireo, hanao zavatra tsy mendrika.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara