Marka 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tamin’izany andro izany, dia nisy vahoaka be indray teo, ary tsy nanan-kohanina izy ireo. Koa nasain’i Jesosy nankeo aminy ny mpianany ka nilazany hoe:+
8 Tamin’izany andro izany, dia nisy vahoaka be indray teo, ary tsy nanan-kohanina izy ireo. Koa nasain’i Jesosy nankeo aminy ny mpianany ka nilazany hoe:+